|
|
|
|

Entry tosaka
Part of speech adjective
 Mitobaka any ivelany, miraraka na mihanaka noho ny habetsahany
Miparitaka eo am-pahavakiana
Tapaka. [1.1]
Derivatives 

Entry tosaka
Part of speech noun
 Refin-kadirin-drano mikoriana isan-tsegondra amin'ny metatra toratelo amin'ny vavarano na toerana iray amin'ny renirano [1.13]
 Débit [1.13]

Updated on 2012/10/01