|
|
|
|

Entry tononina (tonona)
Part of speech passive verb
 Ambara amin' ny feo: Tsy hain' io zaza io tononina ny teny hoe tsangambava
Lazaina: Notononiny ny anaran-drainy [1.1]
 To be pronounced [1.7]
 Qu'on prononce [1.8, 1.5]
Morphology 
Present : tononina, tononiko, tononinao, tononiny, tononintsika, tononinay, tononinareo, tononin', tononin-, tononim-, tononi-
Past : notononina, notononiko, notononinao, notononiny, notononintsika, notononinay, notononinareo, notononin', notononin-, notononim-, notononi-
Future : hotononina, hotononiko, hotononinao, hotononiny, hotononintsika, hotononinay, hotononinareo, hotononin', hotononin-, hotononim-, hotononi-
Imperative : tonony

Updated on 2023/08/21