| Entry | tono | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [1.1] | ||
| Broiled [1.7] | ||
| Action de griller au feu [1.8] | ||
| Examples | Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka.
[2.470] | |
| Derivatives |
| |
| Synonyms | tonotono | |
| Updated on 2023/08/21 |
|