| Entry | tondroina (tondro) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ambara amin' ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina fotsiny Rakoto dia nangovitra nihararetra ~ Tondroy azy ny avaratra Atoro, lazaina: Notondroin' ny fokonolona ho mpangalatra izy ka natolotra ny fanjakana [1.1] | |||||||||
| To be pointed at [1.7] | |||||||||
| Qu'on indique avec le doigt ou autre chose [1.3] | |||||||||
| Qu'on indique avec le doigt ou les lèvres [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|