|
|
|
|

Entry tonaka
Part of speech noun
 Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana [1.1]
Derivatives 

Entry tonaka
Part of speech adjective
 Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! [1.1]

Entry toka
Part of speech adjective
 Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. [1.1]
Derivatives 

Entry tonaka
Part of speech noun
  [Betsileo] (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Pelargonium madagascariense

Updated on 2023/02/20