|
|
|
|

Entry tompo
Part of speech noun
 Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy
Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity
Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika
Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1]
 Master, owner; sir [1.7]
 Maître, propriétaire [1.8]
Morphology 
Simple : tompo, tompoko, tomponao, tompony, tompontsika, tomponay, tomponareo, tompon', tompon-, tompom-
Derivatives 
Article 

Entry Tompo
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Tompo [2.996]
 Lord [2.996]
 Seigneur [2.996]
Vocabulary 
Article 

Updated on 2023/05/31