| Entry |
tolotra
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanomezana omena ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy fotsiny) ataon' ny ray aman-dreny aloha ben' ny hahafatesany: Nataon-drainy tolotra ho an' i Faralahy ilay tanimbary erý ambony andrefana Fandrosoana zavatra olona ho mari-panajana na fitiavana: Rehefa vita ny tolotra fehezam-boninkazo, dia nitsangana ny manam-pahefana hikabary [1.1]
|
| | A gift, something handed over [1.7]
|
| | Don, legs, ce qu'on offre [1.8]
|
| | Offre, proposition, donation [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Ny olona tompon-trano kosa dia manome tolotra kely ho azireo.
[2.332]
|
| 2 | Mitondra haninkely ny vinantolahy: tolotra ho an' ny Rafozany
[2.245]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
tolotra
|
| Part of speech | noun
|
| | Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na hangoronana ny efa vita [1.1]
|
|