| Entry |
toloko
|
| Part of speech | noun
|
| | Taraina, feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin' avelo, / Mitampody ka sarotra ialana". (J.J.R.) [1.1]
|
| | Taraina [1.13]
|
| | A groan, complaint, importunity [1.2]
|
| | Gémissements, plaintes importunes [1.3]
|
| | Plainte [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Sa toloko sy tomany no hitana lava izao?
[1.244]
|
| 2 | Toy izao no am-pahan-teniny, nelanelanin-tsento sy toloko lalina aoka izany:
[2.470]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
toloko
|
| Part of speech | noun
|
| | Comme toloka
[1.196]
|
| Vocabulary |
|