| Entry | tokozihitra | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | toko, zihitra | |
| Fihenahenana tsy mety mihetsika hiasa na hanampy (ny toko dia atsatoka hiorina mafy eo amin' ny fatana mba tsy hampiongana ny vilany); famitsahana na fitakokoana noho ny hatsiaka [1.1] | ||
| Stubbornness, obstinacy. [1.2] | ||
| Action de se blottir de froid, de peur , Fig. action de ne pas répondre, de rester sournois. [1.3] | ||
| Updated on 2025/01/04 |
|