| Entry | tokoana | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina Ny tokoanam-bary aza iadian' ny mpivady: enti-milaza fa na dia zavatra kely aza mety hampiady mivady [1.1] | |||||||||
| Entry | tokoana (toko) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny Enti-milaza ny vary karakaraina handrahoina: Nahoana no tsy mbola tokoanao ny vary? Enti-milaza ny vatom-panorona alahatra amin' ny toerany avy alohan' ny hilalaovana: Tokoy àry ny vato raha vonona hilalao Rangahy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|