| Entry | tohofana (tohoka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho feno rano Enti-milaza ny fatana asiana kitay, tain' omby..., miavovona be: Notohofany kitay be loatra ny fatana ka maty ny afo Atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Tsy tokony hotohofana vava ny fantsakana satria natao ho an' ny olona rehetra io [1.1] | |||||||||
| To have something placed with its end against it, as the mouth receiving a bottle [1.7] | |||||||||
| Contre quoi on met le bout de quelque chose [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|