| Entry |
toho
|
| Part of speech | noun
|
| | Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy [1.1]
|
| | Karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy [1.13]
|
| | A smallish fish with a flattened head [1.7]
|
| | Poisson à tête plate [1.8]
|
| | Genre de poisson d'eau douce [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples | ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona.
[2.48]
|
|
| Entry |
toho
|
| Part of speech | noun
|
| | Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) [1.1]
|
| | [Merina]
(probablement même origine que tohona ).
Gymnosporia brachystachya Baker (Celastraceae). Nom et identité notés par Grandidier, Baron, Malzac, etc.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Gymnosporia brachystachya |
| Examples | avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty
[2.48]
|
| Quotes |
|
| Entry |
Toho
|
| Part of speech | name (biblical)
|
| | Tohu [2.996]
|
| | Tohu [2.996]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
|