| Entry | tofirina (tifitra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Fihasimban' ny teny hoe: tifirina (
tifitra). Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notofiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara
Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2017/05/19 |
|