| Entry | todihina (todika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Enti-milaza zavatra na olona eo anindrana na any aoriana izay jerena ka anodinana ny loha; herehina: Todiho Rakoto ao an-damosinao ~ Todihina ny lasa [1.1] | |||||||||
| To be looked at by turning [1.7] | |||||||||
| Qu'on regarde en se retournant [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|