|
|
|
|

Entry titỳ
Part of speech noun
 Fanaovana olona hoe "ity, ity"; filazalazana matetika ny teny tsy manaja hoe "ity, ity". [1.1]
Derivatives 

Entry tity
Part of speech noun
  [Tanala] Kambo kely toa volan-tsinana na toy ny tsaramaso eo ambonin'ny lavaka amin'ny vehivavy, lahin-kidy [1.78]

Entry tity
Part of speech noun
  [Tanala] Fivaviana, kindy [1.78]

Updated on 2009/09/01