| Entry | tinendry (tendry) | ||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||
| Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin' ny fanjakana tany Maroantsetra izy Kitihina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Avereno kely ilay feonkira notinendrinao tao [1.1] | |||||||
| Qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué Qu'on a désigné, indiqué, fixé Qu'on a marqué d'un accent, d'un point [1.3] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | voatendry | ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|