|
|
|
|

Entry tevana
Part of speech noun
 Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe [1.1]
 A precipice, an abyss [1.7]
 Précipice, abîme, fossé [1.8]
Vocabulary 
Examples Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [2.472]

Updated on 2023/09/14