| Entry |
tety
|
| Part of speech | adverb, past form
|
| Examples |
| 1 | Feno azy ireny tety amintsika taloha
[2.117]
|
| 2 | izy izay efa nanao famonjena betsaka tety ambonin' ny tany
[2.996]
|
|
|
| Entry |
tety
|
| Part of speech | noun
|
| | Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io [1.1]
|
| | Action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer [1.3]
|
|
| Entry |
tety
|
| Part of speech | noun
|
| | Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra [1.1]
|
| | Bouton syphilitique particulier à Madagascar [1.3]
|
| | Bouton syphilitique [1.54]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
tety
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
famangiana
[1.78]
|
|
| Entry |
tety
|
| Part of speech | noun
|
| | [Masikoro]
Tanety [2.606]
|
|