|
|
|
|

Entry teti-dromotra
Part of speech locution
Elementary words tetika, romotra
 Fifandisoan' ny tetika, ka ny an' ny tena no efa noheverina hahavoa, kanjo ny ankilany indray no naharesy [1.1]

Updated on 2023/07/17