|
|
|
|

Entry tenda
Part of speech noun
 Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [1.1]
 The throat [1.7]
 La gorge [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 

Entry tenda
Part of speech adjective
 Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tendana [1.1]

Updated on 2023/05/26