| Entry | tazonina (tazona) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Gejaina, fihinina tsy hihetsiketsika: Tazony mafy ny tady Tanana tsy hilefa, tsy avala handeha na hiala: Notazonin' ny polisy indray alina ilay nahina ho mpangalatra Tazony ao an-tsainao izany anatra izany [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|