|
|
|
|

Entry tataro (tatatra)
Part of speech imperative of passive verb tatarana [Full list]
  [1.1]
  [1.3]
Examples Tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano [1.1]

Entry tataro
Part of speech noun
 Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny
Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [1.1]
 Toit plat et provisoire; baldaquin [1.3]
Examples ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona [2.313]
Derivatives 

Entry tataro
Part of speech noun
  [Betsimisaraka, Bezanozano] Anaram-borona [1.1, 1.78]
Vocabulary 

Updated on 2025/04/17