|
|
|
|

Entry tatahana (tataka)
Part of speech passive verb
 Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan' ny ankizy ny kibon' ny tanalahy
Asiana loaka na banga na tatatra: Notatahan' ny fokonolona haingana tao Ananona ny rano fa efa saiky vaky ny fefiloha [1.1]
 To be slit open [1.7]
 Qu'on fend, qu'on entaille en longueur [1.8]
Morphology 
Present : tatahana, tatahako, tatahanao, tatahany, tatahantsika, tatahanay, tatahanareo, tatahan', tatahan-, tataham-, tataha-
Past : notatahana, notatahako, notatahanao, notatahany, notatahantsika, notatahanay, notatahanareo, notatahan', notatahan-, notataham-, notataha-
Future : hotatahana, hotatahako, hotatahanao, hotatahany, hotatahantsika, hotatahanay, hotatahanareo, hotatahan', hotatahan-, hotataham-, hotataha-
Imperative : tataho

Updated on 2023/01/20