|
|
|
|

Entry tarihina (tarika)
Part of speech passive verb
 Sintonina: Kalesy tarihin-tsoavaly
Taomina: Notarihin' ny naman-dratsy no nampiova an' iny tovolahy iny
Entina: Raha tarihin' olona sady mahay no manao ny marina ny firenena dia ho sambatra sy handroso
Atomboka sy tantanana, aingaina: Tariho ny fivavahana, ny hira [1.1]
 To be pulled; to be led [1.7]
 Qu'on tire, qu'on conduit [1.8]
Morphology 
Present : tarihina, tarihiko, tarihinao, tarihiny, tarihintsika, tarihinay, tarihinareo, tarihin', tarihin-, tarihim-, tarihi-
Past : notarihina, notarihiko, notarihinao, notarihiny, notarihintsika, notarihinay, notarihinareo, notarihin', notarihin-, notarihim-, notarihi-
Future : hotarihina, hotarihiko, hotarihinao, hotarihiny, hotarihintsika, hotarihinay, hotarihinareo, hotarihin', hotarihin-, hotarihim-, hotarihi-
Imperative : tariho

Updated on 2023/01/20