|
|
|
|

Entry tarangana
Part of speech adjective
 Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin' iny
(teny iray ihany amin' ny Tangarana fa nisy fifamadiham-baninteny) [1.1]
Examples Ny sandry havian' ilay mpiasa no voa ary tapaka tarangana. [2.472]
Synonyms tangarana

Updated on 2013/07/15