|
|
|
|

Entry taraikiraiky (taraiky)
Part of speech adjective
 Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza.l
(ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao [1.1]
Synonyms taraiky

Updated on 2023/01/20