| Entry | tarafina (taratra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna [1.1] | |||||||||
| To be shined on; to be examined by X-ray [1.7] | |||||||||
| Sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie [1.8] | |||||||||
| Examples | Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana:
[4.27] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|