| Entry | tapenaka | |
| Part of speech | noun | |
| Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka [1.1] | ||
| The gable of a house [1.7] | ||
| Pignon d'une maison [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2012/09/09 |
|