| Entry |
tapatapaka
(tapaka)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Tsy mitohy [1.13]
|
| | Duplicatif fréquentatif [1.3]
|
| | Discontinu [1.13]
|
| Examples |
| 1 | fa na ho folo tapatapaka aza raha tsy ialahy no hanjaka?
[2.48]
|
| 2 | ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony.
[2.324]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
tapatapaka,
tapatapany,
tapatapa- |
|
| Derivatives |
|