| Entry | tapahina (tapaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady Ajanona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin' ny Alakamisy izao Tsy avala handeha: Notapahin' ny sasany ny rano Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody ~ Tapaho haingana ny hevitrao [1.1] | |||||||||
| To be broken off, to be cut; to be decided to be settled [1.7] | |||||||||
| Qu'on coupe, qu'on rompt net; qu'on décide [1.8] | |||||||||
| Examples | Tsy hotapahina mihitsy ny fanaovan-tsiramamy isan-kerinandro, satria tsy mora ny fiainana.
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|