| Entry | tantazana (tanty) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Andrasana hianjera ka raisina eo ambonin' ny tanana velarina na ao anaty zavatra: Tantazo iny baolina iny ~ Tantazo amin' ny satrokao ireto vola madinika ireto Raisina: Tokony hotantazantsika tsara izay anjara omen' Andriamanitra antsika [1.1] | |||||||||
| To be collected in a basket [1.7] | |||||||||
| Qu'on ramasse dans un panier [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|