Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
ta
ni
nina
(
ta
nina
)
Part of speech
passive verb
Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro):
Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto
[
1.1
]
Examples
1
Afo lava izao no
taninina
ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana.
[
2.470
]
2
Taninina
tahaka ny ahitra ny foko ka malazo;
[
2.996
]
Morphology
Present :
taninina
, taniniko, tanininao, tanininy, taninintsika, tanininay, tanininareo, taninin', taninin-, taninim-, tanini-
Past :
notaninina, notaniniko, notanininao, notanininy, notaninintsika, notanininay, notanininareo, notaninin', notaninin-, notaninim-, notanini-
Future :
hotaninina, hotaniniko, hotanininao, hotanininy, hotaninintsika, hotanininay, hotanininareo, hotaninin', hotaninin-, hotaninim-, hotanini-
Imperative :
ta
ni
no
Synonyms
taninana
Other spellings
ta
ni
nana
Updated on 2023/01/20