| Entry | tangosana (tango) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Tapahina amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana: Notangosan' Isambilo daholo ny anamamy tao an-tanimboly Tapahina ny tongotra sy ny elatry ny valala: Tangosy ireto valala ireto, rankizy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|