| Entry | tanehina (tanika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Handroina na andrahoina: Taneho aloha ny hena Ampangotrahina: Tanehina ny ranombary vao arotsaka ny vary Empoina: Tanehin' ny hainandro ny ranonando ka levona antoerana Zohina sy enjehina tsy an-kijanona, tanarahina: Tanehin' ny tompon-trosa Rangahy iny ka mila ho voa ny lohany [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Other spellings | tenehina | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|