|
|
|
|

Entry tandry
Part of speech noun
 Mitovy amin' ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken' ny saina firy, lasalasa ho azy [1.1]

Entry tandry
Part of speech noun
 (tsy dia fampiasa loatra) Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka [1.1]
Derivatives 

Entry tandry
Part of speech adjective
  [Bara] Sahaza, antonona [1.78]

Updated on 2012/09/09