|
|
|
|

Entry tandrohana (tandroka)
Part of speech passive verb
 Petahana tandroka, izay ampiasaina ho toy ny vantozy amin' ny fitsaboana aretina sasantsasany
(trano) Asiana ilay hazo avo misampana antsoina hoe tandrotrano [1.1]
Morphology 
Present : tandrohana, tandrohako, tandrohanao, tandrohany, tandrohantsika, tandrohanay, tandrohanareo, tandrohan', tandrohan-, tandroham-, tandroha-
Past : notandrohana, notandrohako, notandrohanao, notandrohany, notandrohantsika, notandrohanay, notandrohanareo, notandrohan', notandrohan-, notandroham-, notandroha-
Future : hotandrohana, hotandrohako, hotandrohanao, hotandrohany, hotandrohantsika, hotandrohanay, hotandrohanareo, hotandrohan', hotandrohan-, hotandroham-, hotandroha-
Imperative : tandrohy

Updated on 2023/01/20