| Entry | tampona | ||
| Part of speech | noun | ||
| Ny faritra avo indrindra amin' ny zavatra iray: Ny tampon' ny tendrombohitr' Ankaratra no atao hoe Tsiafajavona Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin' ny tampon' ny voninahitra izy [1.1] | |||
| Examples | Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona.
[2.472] | ||
| Morphology |
| ||
| Derivatives |
| ||
| Updated on 2017/05/31 |
|