| Entry | tambanana (tambana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Asiana zavatra hisakanana tambana: Matetika taloha ny zavatra nokinasa notambanana valala manatody, fa "raha indrindra ho lavo ihany, aleoko mba ho lavo amin' akondro", hoy ny Ntaolo [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|