| Entry |
tamana
|
| Part of speech | adjective
|
| | Zatra: Tama-miresaka amin' ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra Enti-milaza biby ompiana na olona nifindra fonenana ka mipetraka tsara amin' ny misy azy fa tsy mitady hiverina amin' ny niaviany intsony: Efa tamana ireo akoho vao novidina ka mahalala mody ao am-pisoko rehefa hariva Finaritra amin' ny toerana iray: Tamana any ambanivohitra izy [1.1]
|
| | Happily settled, liking a place or situation [1.7]
|
| | Apprivoisé [1.8, 1.196]
|
| | Qui se trouve bien là où il est;
qui se plaît dans un endroit; accoutumé [1.8]
|
| Examples |
| 1 | ny soa tamana tiam-bady, ary ny hendry tamana tian-kavana.
[2.69]
|
| 2 | Izaho, hoy izy, tsy tamana intsony any amin ‘ny kilasimandry.
[2.356]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
tamana
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Taisaka]
lehibe (omby)
[1.78]
|
|
| Entry |
tamana
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bara]
Zanak'omby vavy [1.78]
|
| | [Tanosy]
ombivavy
[1.78]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
tamana
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sakalava, Tankarana]
. D'après Grandidier, espèce de bambou de la côte Nord-Ouest.
Encore appelé volosy.
[1.196]
|
| Vocabulary |
|