| Entry | talelaka | |
| Part of speech | adjective | |
| Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka | ||
| Peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux [1.3] | ||
| Examples | Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka.
[2.643] | |
| Derivatives |
| |
| Other spellings | talesaka [1.3#656] | |
| Updated on 2024/03/08 |
|