|
|
|
|

Entry talaho
Part of speech noun
 Fangatahana arahim-piangaviana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona' ndeha hivahiny: Resin' ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin' ny farany. [1.1]
 Supplication [1.7]
 Supplication [1.8]
Morphology 
Simple : talaho, talahoko, talahonao, talahony, talahontsika, talahonay, talahonareo, talahon', talahon-, talahom-
Derivatives 

Updated on 2012/10/05