| Entry |
tailana
|
| Part of speech | adjective
|
| | Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity latabatra ity izany fa mitongilana ny ilany noho ny iray [1.1]
|
| | Crooked, irregular, disproportional [1.7]
|
| | Inégal, irrégulier, dont un côté est plus grand que l'autre. Comme tafy
[1.3]
|
| | Irrégulier, tordu, disproportionné [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Ka ny fianakaviana iazaina amin' izany dia tsy irony fianakaviana tailana.
[1.317]
|
| 2 | raha olombelona ianao, dia tsy maintsy tailana andrenesana indraindray, na diso hevitra kely.
[2.285]
|
|
| Derivatives |
|