|
|
|
|

Entry tahotra
Part of speech noun
 Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io [1.1]
 Fear, terror [1.7]
 Crainte [1.3, 1.8]
 Peur, frayeur: Ny tahotro azy no nandosirako (J’ai fui, parce que j’ai eu peur de lui) [1.3]
 Terreur [1.8]
Vocabulary 
Examples Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako: [2.472]
Morphology 
Simple : tahotra, tahotro, tahotrao, tahony, tahotsika, tahotray, tahotrareo, tahotr', taho-, tahotry
Article 

Updated on 2025/02/18