|
|
|
|

Entry tahana (taha)
Part of speech passive verb
 Enti-milaza ny vadibe nomena taha: Notahan-dRakoto Rasoa dia nampakatra bodokely indray ny anao lahy
Enti-milaza ny renirano nandatsahana vola mba ho tafita soa aman-tsara ny tena [1.1]
Morphology 
Present : tahana, tahako, tahanao, tahany, tahantsika, tahanay, tahanareo, tahan', tahan-, taham-, taha-
Past : notahana, notahako, notahanao, notahany, notahantsika, notahanay, notahanareo, notahan', notahan-, notaham-, notaha-
Future : hotahana, hotahako, hotahanao, hotahany, hotahantsika, hotahanay, hotahanareo, hotahan', hotahan-, hotaham-, hotaha-
Imperative : tahao

Entry Tahana
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Tahana [2.996]
  Randzavola: NNN amin' ny Baiboly [1.38]
 Tahan [2.996]
 Tahân [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Tehena

Entry Tahana
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Tahan [2.996]
 Tahân [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Tehena

Updated on 2024/11/22