| Entry | tafioka (fioka) | |
| Part of speech | noun | |
| Ny feon' ny rivotra mizozozozo rehefa mifampikasoka amin' ny ravinkazo na ny elakelaky ny hazo maniry na amin' ny hiriky ny varavarana [1.1] | ||
| Le son du vent qui souffle fort [1.3] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|