| Entry | tafiana (tafy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo [1.1] | |||||||||
| To be clothed, to be dressed. Used of the person. [1.2] | |||||||||
| Examples | ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana.
[2.48] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | tafiaña | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| [Sihanaka] Morondrano [1.78] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|