| Entry | tafaboroaka (boroaka) | |
| Part of speech | participle | |
| Used of the instrument having gone through in making a hole [1.2] | ||
| Qui est sorti, qui a abouti [1.3] | ||
| Examples | Mandrara an' ialahy aho tsy hamela ny kibon' ialahy ho tandrifin' ny totohondriko sahala amin' izao, hoy i Lekodia, fa sao dia ho tafaboroaka any amin' ny lanivoan' ialahy any ny sandriko
[2.895] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|