| Entry | taboika (boika) | |
| Part of speech | noun | |
| Fivoahana na fipoitra bebe kokoa sady mipoapoaka noho ny boika fotsiny [1.10] | ||
| Fivoahan' ny rano avy any anaty tany; boiboika [1.1] | ||
| Renirano mipoitra indray ety ivelany rehefa avy namakivaky tany ambanin'ny tany [1.13] | ||
| A bubble, an air bubble. Compare taboaka, boiboika [1.2] | ||
| Jaillissement de l'eau d'une source [1.3] | ||
| Résurgence [1.13] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | boika ~ boiboika ~ taboi-drano | |
| Updated on 2023/01/20 |
|