|
|
|
|

Entry sosososo
Part of speech noun
 Fidirana tsy miahotrahotra na misalasala; fandroso sahisahy tsy am-pihambahambana; famindra na fandeha misasasasa manatona. [1.1]
Derivatives 

Updated on 2012/09/28