| Entry | sosohana (sosoka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ampidirana na sisihana kofehy mba hanamafy azy kokoa: Sosohy ny lambanao fa efa marambato ~ Nososohana herana ny tafontrano Ampiana na soloana hafa: Nososohana voaloboha ilay taninay eo ambony trano fa nisy maty tamin' ireo nambolena voalohany [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|